|
|
|
|

Teny iditra1 manaiky befahatany
Singan-teny  2manaiky, 3be, 4fahatany
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to agree blindly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8consentir aveuglément. [1.8]
Tsipelina hafa  9maneky befahatany
Tovy hevitra  10manaiky ambony ihany, manaiky be

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02